Entry | 1 zavamaneno |
Elementary words | 2 zavatra, maneno |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 anarana ilazana ireo zavatra rehetra namboarina hanao feon-kira, na tendrena izany na tsofina, na velezina. Anarana itambaram-be ilazana zavatra amboarin' olombelona mba hamoaka feo mahafinaritra azo anaovana feon-kira na anarahana hira: Ny sodina, ny valiha ary ny gitara dia samy zavamaneno [1.1] |
Explanations in English |
5 a musical instrument. [1.2] 6 any musical instrument [1.7] |
Explanations in French |
7 instrument de musique [1.8] |
Examples |
8 mitoreoreo sy mampihetsi-po hafahafa ny feo avoaky ny zavamaneno; [2.470#] 9 Tia mozika izy ary kinga raha nitendry zavamaneno toy ny harmonia, ny valiha, mba nandalo teo am-pelatanany. [2.356#] 10 Isan-kariva, nataon' izy telo mirahalahy sy ireo mpiara-misakafo aminy mpanala sorisory azy amin' ny mozikany ilay mpitendry zavamaneno. [2.472#] |
Vocabulary |
11 Music: instruments |
Compound words |
|
Hyponyms |
|
Article |
45 Randzavola: zava-maneno ao amin' ny Baiboly |
Illustrations |
|
Updated on 2024/08/13 |