|
|
|
|

Entry (1/4)1  kabaosy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Tanalahy resy an' ady [1.1]
Explanations in English  4  A coward, cowardly. See Osa. This word is only used of a conquered chameleon [1.2]
Explanations in French  5  Caméléon vaincu [1.3]
Toponyms 

Entry (2/4)7  kabaosy
Part of speech  8  adjective
Explanations in Malagasy  9  Kanosa, tsy sahy miady, kivy ambony ihany: Kabaosy iakihy raha tsy sahy miady amin' io [1.1]
Explanations in French  10  lâche, poltron, sans coeur [1.3]

Entry (3/4)11  kabaosy
Part of speech  12  noun
Explanations in Malagasy  13  Zavamaneno malagasy mitovitovy amin' ny mandofinina vazaha: hazo na voatavo na hodi-tsokatra ny vatany ary efatra na dimy ny tadiny. Araka ny faritany dia toy izao avy no anarany: Kabosy, Kabaosy, Kabaosa [1.1]
Explanations in French  14  sorte de guitare. [Tankarana] [1.19]
Vocabulary  15  Music: instruments
Synonyms  16  kabaosa, kabosa, kabosy
Hyperonym 
Co-hyponyms 

Entry (4/4)144  Kabaosy
Elementary words  145  kabaosy
Part of speech  146  name (toponym) [Full list]
Vocabulary  147  Geography: towns

Anagrams  148  abosika, Kabaosy, kabaosy

Updated on 2024/10/30