Entry |
anjombona
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Zavamaneno tsofina vita amin' ny tandrok' omby na tandrok' omby nampiana volotsangana; ampiasaina toy ny anjomara ihany koa ny anjombona saingy tsy mba mahalasa lavitra loatra ny feony, hany ka atao ho an' ny olona eo antanàna ihany [1.1]
|
Explanations in English | A shell used as a horn; it is smaller than the angaroha. See angaroha,
antsiva.
[1.2]
|
| A bugle made from a conch shell [1.7]
|
Explanations in French | Cor d'appel fait d'une conque marine [1.8]
|
Examples |
1 | Notsofina ny anjombona hivorian'ny vahoaka.
[2.588]
|
2 | Nabobobobony ny anjombona ary novelominy ny tsangan' afo.
[2.588]
|
|
Vocabulary |
Hypernym |
|
Co-hyponyms |
|
Proverbs |
|