Entry | 1 kabosy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Zavamaneno malagasy mitovitovy amin' ny mandofinina vazaha: hazo na voatavo na hodi-tsokatra ny vatany ary efatra na dimy ny tadiny. Araka ny faritany dia toy izao avy no anarany: Kabosy, Kabaosy, Kabaosa [1.1#468] |
Vocabulary |
4 Music: instruments |
Other spellings | 5 kabaosa, kabaosy, kabosa |
Hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Illustrations |
|
Anagrams | 134 abosik, basiko, bokisa, bosika, kabosy, kisabo, kosaby, sobika |
Updated on 2024/10/30 |