Entry dombolo
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazan-javamaneno mitovy amin' ny doka (jer. io teny io), saingy tsy mba misy korintsana eo antendrony, fa volotsangana fotsiny sahabo ho iray metatra sy sasany eo ho eo, ary mitovy habe amin' ny sandry; ny mpandihy lehilahy ihany no mampiasa azy [1.1]
Vocabulary 
hyperonym 
Co-hyponyms 

Updated on 2023/03/19