|
|
|
|

Entry (1/2)1  takoritsoka
Root  2  ritsoka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1#912] teny tsy atao ren' ny olona maro
tsaho mandeha an-katakonana
Explanations in English  5  [1.2#606] a rumour, a whisper
Explanations in French  6  [1.3#654] chuchotement, bruits qui circulent en cachette
Derivatives 
7  Active verbs :

Entry (2/2)8  takoritsoka
Root  9  ritsoka
Part of speech  10  noun
Explanations in Malagasy  11  [1.1] Zavamaneno akatroka mitovy feo amin' ny "castagnette": sotro hazo roa no tazonin' ny tanana havia ary atao mifampiankina ny vohony; sotro hazo iray hafa kosa no tazonin' ny tanana havanana eo amin' ny lelany, fa ny tahony no atsofoka sy avoaka eo anelanelan' ireo sotro roa voalohany ka manaraka ny ngadon-kira. Tsy mba maneno mafy fa toy ny mibitsibitsika fotsiny ny feon' ny sotro hazo, ka izany angamba no nanaovan' ny Ntaolo azy hoe takoritsoka; ankehitriny dia sotro vy no ampiasaina
Vocabulary  12  Music: instruments
Hyperonym 
Co-hyponyms 

Anagrams  140 

Updated on 2025/01/21