|
|
|
|

Entry (1/3)1  dory
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Amponga fampiasa amin' ny lanonana masina fivavahana, tromba... Ngeza kokoa izy noho ny anakidoro. Matetika dia miaraka ny feon' ireo amponga roa ireo ka misy midoboka sy mikarantsana; any amin' ny faritany andrefana sy avaratra andrefana no mampiasa azy [1.1]
Vocabulary  4  Music: instruments
Compound words 
Hyperonym 
Co-hyponyms 

Entry (2/3)134  dory
Part of speech  135  noun
Explanations in French  136  dormir. [Tankarana] [1.19]

Entry (3/3)137  dory
Root  138  dotra
Part of speech  139  imperative of passive verb dorana [Full list]
Examples  140  andeha, dory amin' ny afo izany. [2.996#]
141  dory ireo fako rehetra azo dorana. [2.424#]

Anagrams  142  diro, dory, drio, odry

Updated on 2024/10/30