Entry (1/2) | 1 langorony |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Amponga velezina amin' ny tsora-kazo anankiroa; ampiarahina amin' ny ampongabe izy matetika (Langoro no filaza azy koa any amin' ny faritany atsimo) |
Explanations in English |
4 [1.2] a side drum |
Explanations in French |
5 [1.3] tambour |
Examples |
6 ary dia mihoby indray ny mozika sy ny amponga be sy ny langorony: [2.48] |
Vocabulary |
7 Music: instruments |
Synonyms | 8 langoroana |
Hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Entry (2/2) | 136 langorony |
Root | 137 langoro, -ny |
Part of speech | 138 noun langoro and pronoun |
Explanations in English |
139 [3.1] his heron(s), her heron(s), their heron(s) his drum(s), her drum(s), their drum(s) |
Explanations in French |
140 [3.1] son héron, ses hérons, leur héron(s) son tabour, ses tabours, leur tabour(s) |
Updated on 2024/12/10 |