Entry | 1 ampongavilany |
Elementary words | 2 amponga, vilany |
Part of speech | 3 noun |
Vocabulary |
4 Music: instruments |
Explanations in Malagasy |
5 Vilany tany nasiana tataviankena ny vavany ary mitoetra eo ambony halana mba hampihilangilana azy: velezina amin' ny rantsantanana na rantsankazo kely anankiroa ny ampongavilany; mikarantsana ny feony fa tsy mba midoboka toy ny amponga hafa [1.1] |
Hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Updated on 2024/10/30 |