Entry | vilany | ||||||
Part of speech | noun | ||||||
Explanations in Malagasy | Zavatra fandrahoantsakafo, mety ho vy na tany: Ny vilany tany izay natokana ho fandrahoan-daoka dia natao hoe "nongo". [1.1] | ||||||
Explanations in English | A cooking pot, a kettle or casserole [1.7] | ||||||
Explanations in French | Marmite [1.3, 1.8, 1.13] | ||||||
Pot, casserole [1.8] | |||||||
Examples |
| ||||||
Morphology |
| ||||||
Compound words |
| ||||||
Proverbs | Proverbs containing the word vilany | ||||||
Article | Randzavola: vilany ao amin' ny Baiboly | ||||||
Anagrams | valiny, vilany, vilina, vinaly, vinila |
Updated on 2023/06/13 |