Entry | trotrobe | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Zavamaneno tsotra dia tsotra, karazan' amponga, saingy tsy mba misy hoditra fa koveta na lovia lehibe no ahohoka, asiana lamba eo amboniny ary ny felatanana roa no mively azy; ny faritany avaratra no mampiasa azy [1.1] | |
Vocabulary | Music: instruments | |
Hypernym | ||
Co-hyponyms | ||
Updated on 2023/03/19 |