|
|
|
|

Entry1  bingona
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Music: instruments
Explanations in Malagasy  4  Karazan-javamaneno tsofina avo feo sy karantsana: Mpitsoka bingona [1.1]
Explanations in English  5  a bugle. [Eng. Bugle.] [1.2]6  a bugle [1.7]
Explanations in French  7  clairon [1.8]
Examples  8  Vao mandre ny feon' ny bingona izy dia milaza hoe: ndao! [2.996]
9  dia notsofina ny bingona, ary nanao porizentra Andriana indray Randriaka. [2.649]
Hyperonym 

Anagrams  10  binango, bingona, bongina

Updated on 2023/03/19