|
|
|
|

Entry (1/2)1  antsiva
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Betsimisaraka] anjombona atao amin'ny akorandriaka
4  [1.78] [Tanala] anjombona na anjomara fanairana na filazana
5  [1.78] [Bara, Tanosy] Anjombona
6  [1.1] Anjombona vita amin' ny akorandriakan-dranomasina, fampiasan' ny any amorontsiraka indrindra mba hamory fokonolona. Manana anjara lehibe eo amin' ny fiarahan-javamaneno koa ny antsiva amin' ny foko sasany: sambatry ny Antambahoaka, antsan-tromba, baheza...
Explanations in English  7  [1.2] a shell which is blown in following the petty sovereigns in the provinces, or to assemble the people. Same as angaroha, and anjombona.
8  [1.7] a bugle made from a conch shell
Explanations in French  9  [1.8] cor d'appel fait d'une conque marine
Examples  10  Rahefa izany, dia noraisiny ilay antsiva teny aminy ka notsofiny inefatra toy ny taloha; [2.357#]
Vocabulary  11  Music: instruments
Morphology 
12  Simple :
Analogs  13  anjomara, anjombona, bingona
Hyperonym 
Co-hyponyms 

Entry (2/2)141  antsiva
Part of speech  142  noun
Explanations in Malagasy  143  [1.78] [Taimoro] anjomaso

Anagrams  144 

Updated on 2025/01/21