Entry manandria
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazan' amponga natokana ho an' ny lanonana fanatanjahan-tena (moraingy, tolona, daka...); tsotra ny fehin' ny manandria fa manaraka ny lavan' ny amponga daholo fa tsy misy manodidina ny vatany toy ny ampongahafa [1.1]
Vocabulary 
Compound words 
hyperonym 
Co-hyponyms 

Anagrams 

Updated on 2023/03/19