|
|
|
|

Entry1  kabaosa
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Music: instruments
Explanations in Malagasy  4  Zavamaneno malagasy mitovitovy amin' ny mandofinina vazaha: hazo na voatavo na hodi-tsokatra ny vatany ary efatra na dimy ny tadiny. Araka ny faritany dia toy izao avy no anarany: Kabosy, Kabaosy, Kabaosa [1.1]
Synonyms  5  kabaosy, kabosa, kabosy
hyperonym 
Co-hyponyms 

Anagrams  39  kabaosa, sabakao, saboaka

Updated on 2023/03/19