Entry (1/2) | 1 orgàna |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in English |
3 [1.2] an organ. see sarinety. |
Explanations in French |
4 [1.3] orgue |
Vocabulary |
5 Music: instruments |
Hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Entry (2/2) | 133 orgàna |
Part of speech | 134 noun |
Explanations in Malagasy |
135 [1.1] Fitambaran-tsela mitovy izay miforona ho taova ao anatin' ny tenan' ny olombelona na ny biby, ary na dia ny zavamaniry ana, izay manatontosa asa iray: Ny vavony no organa misahana ny fandevonan-kanina ~ Ny voany no organa fampitomboana ny zavamaniry |
Examples |
136 Ny mpidoro-dava rehefa afaka ny hamamoany dia misy manofy zava-doza hatrany, ho taratry ny fisafotofotoan' ny organa ao anatiny. [1.381#] |
Vocabulary |
137 Biology |
Other spellings | 138 organina |
Anagrams | 139 |
Updated on 2025/01/21 |