|
|
|
|

Entry1  organina
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Biology
Explanations in Malagasy  4  Fitambaran-tsela mitovy izay miforona ho taova ao anatin' ny tenan' ny olombelona na ny biby, ary na dia ny zavamaniry ana, izay manatontosa asa iray: Ny vavony no organa misahana ny fandevonan-kanina ~ Ny voany no organa fampitomboana ny zavamaniry [1.1]
Other spellings  5  org

Anagrams  6  angarino, angoriña, aringano, organina, rangoina

Updated on 2020/07/31