|
|
|
|

Entry1  armonia
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Zavamaneno misy fitendrena tsindriana amin' ny rantsantanana izay mamoaka feo satria io fitendrena voatsindry io manokatra rindra izay ivoahan' ny rivotra avy amin' ny tafoforana tsindritsindriana amin' ny tongotra
Examples  4  ny mpitendry armonia irery no tsy taitra. [2.470]
Vocabulary  5  Music: instruments
Hyperonym 
Co-hyponyms 

Anagrams  133 

Updated on 2025/01/21