|
|
|
|

Entry (1/2)1  atranatrana
Root  2  atrana
Part of speech  3  noun
Explanations in French  4  [1.3] duplicatif

Entry (2/2)5  atranatrana
Part of speech  6  noun
Explanations in Malagasy  7  [1.1] Tapa-kazo maromaro velezina rehefa apetraka eo ambony ranjo; any amin' ny Bara no mbola mampiasa azy io, ary zavamaneno natokana ho an' ny vehivavy ny atranatrana. (Araka ny lovantsofina, dia miatranatrana erỳ izay vehivavy voatendry hampiasa azy io mandritra ny lanonana)
8  [1.13] karazana zavamaneno velezina misy ny feo rehetra
Explanations in French  9  [1.13] xylophone
Vocabulary  10  Music: instruments
Hyperonym 
Co-hyponyms 

Anagrams  138 

Updated on 2025/01/21