Entry trompetra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy [frantsay trompette] Zavamaneno misy fitsofana manokana, na maintipiso, sy pisitò, ary mihoronkorona indroa ny vatany [1.1]
Examples Tsy mbola nisy pisto tamin' izany, fa ny trompetra no malaza sy ny trompe. [1.437]
Vocabulary 
hyperonym 
Co-hyponyms 
Origin French: trompette.

Updated on 2023/03/20