Entry | 1 angaroa |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Zavamaneno tsofina, mitovy amin' ny antsiva (akorandriakan-dranomasina) fa kelikely kokoa. Ny mpanjaka ihany fahiny, na izay olona voafidiny, no nampiasana ny angaroa; niavaka tsara teo amin' ny tany ama-monina ny feony satria avo feo nefa malefaka kokoa noho ny antsiva na ny anjombona |
Explanations in French |
4 [1.19] [Tankarana]
conque (bakôra) § antsìva. |
Examples |
5 Taitra hendratra tamin' ny torimasony tao izy, ka niantso ny feon' angaroa hoe : - Vonjeo, vonjeo, fanday mainty ngezabe, fanday mainty ngezabe! [2.4#] |
Vocabulary |
6 Music: instruments |
Synonyms | 7 angaroha |
Hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Proverbs | 135 Proverbs containing the word angaroa |
Anagrams | 136 |
Updated on 2025/01/21 |