|
|
|
|

Entry (1/2)1  marovany
Elementary words  2  maro, vany
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Valiha vita amin' ny hazo natambatra ho efajoro toy ny vata, ka valiha vata no ilazan' ny ankamaroan' ny faritany sasany azy [1.1#640]
Explanations in French  5  nom donné aux valiha, à cause des supports qui soutiennent les cordes [1.3#435]
6  instruments de musique faits avec un gros bambou, vany : entre-noeud) [1.196]
Examples  7  Indraindray no mba ampiarahina amin'ny zava-maneno : mandoliny na kabósy (gitara madinika), marovany na angorodao iangalian'ny mpanan-talenta antsoina hoe sairy ny beko masikoro. [2.606#]
Vocabulary  8  Music: instruments
Compound words 
Hyperonym 
Co-hyponyms 
Quotes  137  Texts mentioning marovany
Illustrations 
138 

Entry (2/2)139  marovany
Elementary words  140  maro, vany
Part of speech  141  noun
Explanations in French  142  (déformation de marovahy, un Mimulopsis (Acanthaceae) d'après Grandidier, fichier manuscrit. [1.196]
Vocabulary  143  Botany

Anagrams  144  manarivo, manavory, marovany, miravona, niarovam, nivoaram

Updated on 2024/10/30