|
|
|
|

Entry (1/2)1  sodina
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Karazan-javamaneno tsofina, vita amin' ny volotsangana lavalava marotsaka, misy loadoaka; ireo loadoaka ireo no ivoahan' ny rivotra ka manome feo samihafa rehefa ampifandimbiasina tsindriana amin' ny tendron-drantsantanana
4  maro ny anarana iantsoana ny sodina eto amin' ny Nosy: soly, sody, kitsody, antsody, kiatsody, antsodina, sobaba [1.1]
Explanations in English  5  a flute [1.7]
Explanations in French  6  flûte [1.8]
Examples  7  Ny fidobodoboky ny amponga sy feon-tsodina no manampy izany any ivelany. [2.470]
Vocabulary  8  Music: instruments
Compound words 
Hyperonym 
Co-hyponyms 
Proverbs  138  Proverbs containing the word sodina
Article  139  Randzavola: sodina ao amin' ny Baiboly (=> zava-maneno)

Entry (2/2)140  sodina
Part of speech  141  noun
Explanations in French  142  Nom donné aux arbres et arbustes dont les rameaux se prêtent bien à faire des sortes de flûte champêtre ou pipeau. [Merina, Betsileo, Tanala] [1.196]
Vocabulary  143  Botany

Anagrams  144  adison, andosy, dinaso, diñaso, disaño, disano, nadiso, nasodi, ondasy, sady ... no, saondy, sodina

Updated on 2024/10/30