|
|
|
|

Entry1  tombo-tsodina
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] ny loaka mifanao ambaratonga amin' ny sodina
ilazana koa ny fizarana zavatra amin' olona maro arakaraka ny voninahiny
Explanations in French  4  [2.415#3219] les trous de la flûte
se disait d' un partage fait selon le rang et la dignité
il se disait aussi de la gradation hiérarchique des chefs
Elementary words  5  tomboka, sodina

Updated on 2024/12/07