|
|
|
|

Entry (1/8)1  tomboka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fandentehana angady amin' ny tany; fanapahana (biby na ahitra) main' ny angady; famelezana amin-java-maranitra [1.1]
Explanations in French  4  un coup de pioche donné à la terre [1.3]
Compound words 

Entry (2/8)9  tomboka
Part of speech  10  noun
Explanations in Malagasy  11  Fiampangana olona amin-javatra tsy nataony, endrikendrika tsy marina: Tokony hofadinany endrikendrika, ny tomboka befahatany fa manohitra ny fitiavanamana [1.1]
Explanations in French  12  accusations fausses [1.3]
Derivatives 
13  Passive verbs :
14  Names :
Synonyms  15  tombotomboka
Compound words 

Entry (3/8)20  tomboka
Part of speech  21  noun
Explanations in Malagasy  22  Fametahana kase amin' ny taratasy, fametahana marika amin-javatra: Tombo-kase ~ tombo-kavatsa [1.1]
Explanations in French  23  apposition du cachet à une pièce officielle [1.3]
Derivatives 
24  Relative verbs :
25  Names :
Compound words 

Entry (4/8)27  tomboka
Part of speech  28  noun
Explanations in Malagasy  29  Vary an-tanety ambolena amin' ny tavy ka jinjaina amin' ny fahavaratra [Taisaka] [1.1]
Examples  30  Ny vary tomboka dia ny vary maniry amin' ny ala notevezina. [2.508#]
Compound words 

Entry (5/8)32  tomboka
Part of speech  33  noun
Explanations in Malagasy  34  Fiandohan' asa, fanaovan-javatra voalohany, fisantarana amin' izay atao [1.1]

Entry (6/8)35  tomboka
Part of speech  36  noun
Explanations in Malagasy  37  Bibikely mamorivory fotsy ao anatin' ny ranon' ando maraina izay heverin' ny olona ho mahatonga vay raha voakasika na voahitsaka: Voan' ny tomboka ny tongotr' Isambito
38  Karazana vay mpahazo ny omby [1.1]
39  karazana aretina mpahazo ny olona sy ny biby ateraky ny basiliosin'arina [1.13]
Explanations in French  40  charbon [1.3, 1.13]
41  anthrax, bubon très douloureux [1.3]
42  charbon bactéridien [1.196]
Vocabulary  43  Health
44  Zoology: veterinary art
Analogs  45  fanenitra, tetanosy
Compound words 

Entry (7/8)48  tomboka
Part of speech  49  noun
Explanations in Malagasy  50  loaka, lavaka [Bezanozano] [1.78]

Entry (8/8)51  tomboka
Part of speech  52  adjective
Explanations in Malagasy  53  bongo: Trano bongo [Bezanozano] [1.78]

Anagrams  54  atombok, kombato, tamboko, tokambo, tombako, tomboka

Updated on 2023/04/24