|
|
|
|

Entry1  tetanosy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.13] aretina mahafaty avy amin'ny basiliosin'i Nikolae izay miditra avy amin'ny ratra tsy voakarakara ara-pahasalamana
4  [5.mg.https://hesperian.org/wp-content/uploads/pdf/mg_wtnd_2016/mg_wtnd_2016_14.pdf] Jereo "Tetanosy (mihidy valanorano)" [Rehefa tsy misy ny dokotera, takila 182]
Explanations in French  5  [1.13] tétanos
Examples  6  Eo amin'ny zaza vao teraka, ny fahadiovana dia zava-dehibe mba hisorohana ny tetanosy. [2.424#]
Vocabulary  7  Health
Analogs  8  fanenitra, tomboka
Compound words 
Illustrations 
11 

Updated on 2023/08/11