Entry (1/4) | 1 fanenitra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.13] aretina mahafaty avy amin'ny basiliosin'i Nikolae izay miditra avy amin'ny ratra tsy voakarakara ara-pahasalamana |
Explanations in French |
4 [1.13] tétanos |
Vocabulary |
5 Health |
Analogs | 6 tetanosy, tomboka |
Entry (2/4) | 7 fanenitra |
Root | 8 tenitra |
Part of speech | 9 noun |
Explanations in Malagasy |
10 [1.1] Bibikely toy ny masomby maro mitohitohy mainty sy vony ny kibony ary misy filo manindrona ery an-tendrony |
Explanations in English |
11 [1.2] a species of mason wasp. [Menangabow panangit.] This is sometimes called takolapanenitra and fangaraka 12 [1.7] a wasp |
Explanations in French |
13 [1.3#147, 1.8, 1.13] guêpe |
Examples |
14 nihotakotaka sahala amin'ny omby tratran'ny fanenitra ry zareo [2.895#] |
Vocabulary |
15 Zoology: invertebrates |
Synonyms | 16 takolapanenitra, fangaraka |
Analogs | 17 kitoka |
Article |
18 Randzavola: fanenitra ao amin' ny Baiboly |
Entry (3/4) | 19 fanenitra |
Root | 20 tenitra |
Part of speech | 21 noun |
Explanations in Malagasy |
22 [1.1] Fanebahana, fanaovana tsinontsinona, fanatsizarizariana |
Entry (4/4) | 23 fanenitra |
Root | 24 tenitra |
Part of speech | 25 noun |
Explanations in Malagasy |
26 [1.1] Fomba entina manenitra, maneso, manaraby |
Explanations in French |
27 [1.3#147] critique |
Anagrams | 28 |
Updated on 2025/01/21 |