|
|
|
|

Entry (1/4)1  fanenitra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.13] aretina mahafaty avy amin'ny basiliosin'i Nikolae izay miditra avy amin'ny ratra tsy voakarakara ara-pahasalamana
Explanations in French  4  [1.13] tétanos
Vocabulary  5  Health
Analogs  6  tetanosy, tomboka

Entry (2/4)7  fanenitra
Part of speech  8  noun
Explanations in Malagasy  9  [1.1] Bibikely toy ny masomby maro mitohitohy mainty sy vony ny kibony ary misy filo manindrona ery an-tendrony
Explanations in English  10  [1.2] a species of mason wasp. [Menangabow panangit.] This is sometimes called takolapanenitra and fangaraka
11  [1.7] a wasp
Explanations in French  12  [1.3#147, 1.8, 1.13] guêpe
Examples  13  [2.895#] nihotakotaka sahala amin'ny omby tratran'ny fanenitra ry zareo
Vocabulary  14  Zoology: invertebrates
Root  15  tenitra
Synonyms  16  takolapanenitra, fangaraka
Analogs  17  kitoka
Article  18  Randzavola: fanenitra ao amin' ny Baiboly

Entry (3/4)19  fanenitra
Part of speech  20  noun
Explanations in Malagasy  21  [1.1] Fanebahana, fanaovana tsinontsinona, fanatsizarizariana
Root  22  tenitra

Entry (4/4)23  fanenitra
Part of speech  24  noun
Explanations in Malagasy  25  [1.1] Fomba entina manenitra, maneso, manaraby
Explanations in French  26  [1.3#147] critique
Root  27  tenitra

Anagrams  28  fanenitra, nanefitra, natrefina, nifanetra, nirafetan

Updated on 2025/02/02