|
|
|
|

Entry1  tombo-montsina
Elementary words  2  tomboka, montsina
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] ilazana ny olona miray tetika ka manao izay tsy handrenesana ny tenin' ilay mifamaly aminy fa vao miteny dia tsenainy

Updated on 2024/12/07