|
|
|
|

Entry1  trano tomboka
Elementary words  2  trano, tomboka
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] trano vita amin' ny rantsan-kazo nofetaina sy nolalorina fotaka
trano tsy misy rindrina, na misy fa iva kely foana, ka ny tafony mitombina amin' ny tany;

Updated on 2024/12/07