|
|
|
|

Entry1  trano
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Toerana amboarin' ny olombelona hataony fonenana, mipetraka amin' ny fototra, misy rindrina efatra sy varavarana, varavarankely, ary voarakotra tafo: Misy efitra enina ny tranonay
Orin-javatra ataon' ny olombelona na ny biby ho fonenana: Tranomborona, tranon-kala, tranon' omby, tranon-takatra, tranon-tsoavaly
Fitoerana fasiana zavatra: Tranon' afokasoka, tranom-tsabatra
Explanations in English  4  [1.7] a house; a box or frame or housing for something
Explanations in French  5  [1.3, 1.8] maison
étui, cadre
6  [1.3] palais, habitation, tanière, nid, cocon
fourreau, casiers, boîte
7  [1.8] caisse
8  [1.405] [Sakalava-Mayotte] [traño] maison
Examples  9  Efa akaiky ny trano; [2.499]
10  Iza iroa andrefan-trano? [2.131]
11  Nangoraka daholo ny tao an-trano. [2.324]
Morphology 
12  Simple :
Derivatives 
13  Active verbs :
14  Relative verbs :
15  Names :
Analogs  16  akany, tohotra, toho, votry, ambotry, lavaka, bongo, zohy, akora
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Toponyms 
Titles  125  Trano Printy FJKM ()
126  Trano rava (Randriamamonjy Esther)
Proverbs  127  Proverbs containing the word trano
Article  128  Randzavola: trano ao amin' ny Baiboly

Anagrams  129  naotr, natro, notra, ranto, rotan, trano, trona

Updated on 2023/05/23