Entry (1/3) | 1 akora |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Antsoantso mafy, mety ho mari-pifaliana entina mihoby na midera, na ho mari-panesoana entina mandatsa na manebaka. |
Explanations in English |
4 [1.2] shouting, applause; a noise such as is made over a conquest, or in time of joy. See hoby, horaka. Foy ny akora (there is a burst of shouting) Velona ny akora (the shouting breaks out) 5 [1.7] shouting; jeers |
Explanations in French |
6 [1.8] acclamation; huées |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Toponyms |
|
Proverbs | 18 Proverbs containing the word akora |
Entry (2/3) | 19 akora |
Part of speech | 20 noun |
Explanations in Malagasy |
21 [1.78] [Tanala]
sifotra (an-tanety na an-drano) 22 [1.78] [Tambahoaka, Taifasy, Taimoro, Taisaka, Bezanozano, Tanosy] Sifotra 23 [1.1] Fonom-biby na fonon-javatra, fotsifotsy, mafy, mitovy toetra amin' ny sokay, izay miforona avy amin' ny zavatra mandrakotra ny biby ihany: Ny akoran' ny sifotra, na avy amin' ny zavatra haniny: Ny akoran' atody 24 [1.1] [Sakalava] sifotr' ala 25 [1.13] fonon'atody; fono mandrakotra ny sifotra |
Explanations in English |
26 [1.2] a shell; a shell-fish. 27 [1.7] seashells; coral |
Explanations in French |
28 [1.8] coquillage; la coque des oeufs 29 [1.13] coque, coquille |
Vocabulary |
30 Zoology: invertebrates |
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Illustrations |
|
Entry (3/3) | 41 akora |
Part of speech | 42 noun |
Explanations in Malagasy |
43 [1.13] vato na mineraly tsy voadio |
Explanations in French |
44 [1.13] minéraux |
Synonyms | 45 akorambato |
Compound words |
|
Anagrams | 67 |
Updated on 2025/01/21 |