Entry (1/2) | 1 manakora |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Manainga akora |
Explanations in English |
4 [1.2, 1.7] to shout at, to deride 5 [1.2] to hoot |
Explanations in French |
6 [1.3#16, 1.8] acclamer 7 [1.3#16] huer |
Examples |
8 [1.437#] Izany hoe, manakora ny voa ka tsy mamonjy, nefa vetivety dia hifindra amin' ny azy koa; 9 [2.314#] ny aty kosa malemy vaika, mandrotsirotsy, tsy miankina, miray hina, ka anareo ny mifidy, ary aza manakora. |
Root | 10 akora |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 15 manakorà |
Part of speech | 16 imperative of active verb manakora [Full list] |
Root | 17 akora |
Anagrams | 18 amokaran, anakoram, manakora, manakorà, manaroka, mankaroa, manoraka, mokarana, namarako, namokara, namoraka |
Updated on 2025/04/19 |
![]() |