|
|
|
|

Entry1  akoralava
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Antsoantson' olona maro tsy misy fijanonany
Explanations in English  4  [1.2] [lava, long.] A prolonged or continuous shout.
5  [1.7] prolonged or continuous shouting;
Explanations in French  6  [1.8] acclamations sans fin
Examples  7  [2.587] akoralava moa izany isaky ny mahita anankiray!
8  [2.508#183] Nony nahita izany ny Anglisy dia velona ny akoralava.
9  [2.643#103] akoralava saiky tsy nisy farany no nandraisan' ny olona azy.
Elementary words  10  akora, lava
Other spellings  11  akoralava
Proverbs  12  Proverbs containing the word akoralava

Updated on 2024/12/12