Entry (1/5) | 1 lava- |
Part of speech | 2 morphological form of lavaka |
Entry (2/5) | 3 lava |
Part of speech | 4 adjective |
Explanations in Malagasy |
5 Tsy fohy: Lava be izany akanjonao izany 6 Mitohitohy maharitra: Lava ny fotoam-pialan-tsasatra tamin' itaỳ [1.1] |
Explanations in English |
7 long, tall; without interruption [1.2] 8 long (of time and space) [1.7] |
Explanations in French |
9 long (se dit du temps et de l'espace) [1.8] |
Vocabulary |
10 Time 11 Space |
Derivatives |
|
Antonyms | 17 fohy |
Analogs | 18 avo dia, avo ranjanana, lava ranjanana, lavatsindakana, lavatsipaikona, pakapaka, jango, ranga, jakojako, fizofizo, ezoezo, mitezotezo, lava mitaikotaiko, rapeto, lava fe, lava sirana, lava dingana, tsy mindran-tohatra, mivahan-tsindrano, mitsororika, fezafeza, joaka (joroaka), mitsororoaka, marezoka, mirijarija, mandrindrina, milangalanga, tsy miery an-tsena, jaobe |
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Phytonyms |
|
Anthroponyms |
|
Toponyms |
|
Proverbs | 38 Proverbs containing the word lava |
Entry (3/5) | 39 lava |
Part of speech | 40 noun |
Explanations in Malagasy |
41 Ny ilan-javatra be refy indrindra: Refeso kely ny lavan' ity trano itỳ / Ny sakany sy ny lavany [1.1] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Toponyms |
|
Entry (4/5) | 47 lava |
Part of speech | 48 noun |
Explanations in Malagasy |
49 vato miempo avoakan' ny volokano [1.17] |
Vocabulary |
50 Geology |
Entry (5/5) | 51 lava |
Part of speech | 52 morphological form of laver |
Examples |
53 Il lava ses habits (Nosasany ny akanjony)] |
Anagrams | 54 lava, lava-, vala |
Updated on 2024/10/28 |