Entry (1/2) | 1 fohy |
Part of speech | 2 adjective |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
8 Tsy lava, kely: Fohy loatra ny akanjonao 9 Tsy maharitra, mora tapitra: Fotoana fohy taorian' izay... [1.1] |
Explanations in English |
10 short [1.7] |
Explanations in French |
11 court [1.3, 1.8] 12 bref, laconique, petit [1.3] |
Examples |
13 fotoana fohy taorian' izany, dia nahita asa izy. [2.4] 14 tsy maintsy hetezana fohy mantsy aloha ny volo, izay vao kolaina. [2.472] 15 fohy io zazalahy io (ce garçon est petit) [1.3] 16 fohy ny andro izao (les jours sont courts maintenant) [1.3] |
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Phytonyms |
|
Patronyms |
|
Toponyms |
|
Proverbs | 32 Proverbs containing the word fohy |
Entry (2/2) | 33 fohy |
Root | 34 foka |
Part of speech | 35 imperative of passive verb fohina |
Examples |
36 fohy ny hanitr' ireo vonin-kazo ireo (humez le parfum de ces fleurs) [1.3] 37 fohy ny amoniaka (aspirez l’ammoniaque) [1.3] |
Tables and plates |
38 All the passive imperatives |
Anagrams | 39 fohy, hofy |
Updated on 2023/04/30 |