Entry | 1 sorapohy |
Elementary words | 2 soratra, fohy |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fomba fanoratra amin' ny alalan' ny tsipika mandry na miolikolika na mifaingoka, izay efa ifanarahana, ka ampiasaina hanafohy ny fanoratan-teny hahafahana manoratra teny haingana tahaka ny anononana azy |
Explanations in French |
5 [1.13] sténographie |
Examples |
6 Fa ny mikasika ny asany izao, dia ny fianarana sora-tendry, sorapohy ary taokaonty. [2.4#] |
Synonyms | 7 soratrandra |
Anagrams | 8 pihosora, saropohy, sorapohy |
Updated on 2024/08/13 |