Entry (1/5) | 1 soratra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Marimarika isan-karazany azo vakina: Saro-bakina ny soratr' ity zaza ity Filazana an-tsoratra: Misy soratra milaza hoe tsy azo aleha ao |
Explanations in French |
4 [1.3#632] écriture, dessins quelconques, lignes, traits, figures, marque, peinture 5 [1.196] pour les plantes : marques diverses qu'elles peuvent porter |
Examples |
6 Betsaka ny soratra mitahiry sy mitantara fahorian' olombelona. [2.472] 7 Izany tantara izany dia voa soratra amy ny teni-gasy; [2.48] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Anthroponyms |
|
Toponyms |
|
Titles | 68 Mivolana an-tsoratra : Le dire par érit (Nirina Esther) |
Proverbs | 69 Proverbs containing the word soratra |
Entry (2/5) | 70 soratra |
Part of speech | 71 noun |
Explanations in Malagasy |
72 [1.1] Dihy miara-be fanao taloha raha misy hasoavana malaza |
Entry (3/5) | 73 soratra |
Part of speech | 74 noun |
Explanations in Malagasy |
75 [1.78] [Sihanaka]
tromba na aretina vokatry ny tromba mbola tsy tafavoaka |
Vocabulary |
76 Health |
Entry (4/5) | 77 soratra |
Part of speech | 78 noun |
Explanations in French |
79 [1.196] Nom donné aux plantes dont les feuilles ont des nervures bien dessinées ; surtout : Strychnos diplotricha Leeuwenb. (Loganiaceae). |
Vocabulary |
80 Botany |
Scientific name |
|
Entry (5/5) | 82 Soratra |
Part of speech | 83 name (anthroponym) [Full list] |
Examples |
84 Ary milalao i soratra sy Matsatso [2.48#207] |
Vocabulary |
85 Religions, Beliefs |
Other spellings | 86 rasoratra |
Tables and plates |
87 The ancient idols |
Anagrams | 88 |
Updated on 2025/01/28 |