Entry | 1 misoratra |
Root | 2 soratra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mandatsaka anarana, manoratra ny anarana: Efa nisoratra omaly aho 5 Misy sorany na volon-doko: Tsy tiako ny lamba misoratra [1.1] |
Explanations in English |
6 To be spotted, to be printed, to be striped, to be of different oolours; to be written [1.2#589] |
Explanations in French |
7 S’inscrire, être écrit, rayé, dessiné [1.3#632] |
Examples |
8 ny rafitra rehetra misoratra ao dia asiany ny famaky sy ny kanonta; [2.588#] 9 Haingoan'ny rantsana boribory sy ny akanjony zandiana misoratra manakona ny tapaky ny laferany. [2.895#] 10 Tsy maintsy ho mpifidy ireo vavolombelona ireo ary misoratra anarana amin' ny lisitry ny mpifidy ao amin' izay biraom-pifidianana nisy ny fitrangan-javatra na misehoan' ny voalaza ho tsy ara-dalàna [2.114#] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word misoratra |
Anagrams | 17 Maroratsy, misoratra |
Updated on 2023/08/11 |