|
|
|
|

Entry1  fisoratana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fanoratana ny anarana: Amin' ny talata no faron' ny fisoratana amin' ny fanadinana
Fandatsahana an-tsoratza ny fanambadiana: Lasa nividy akanjo hoentina amin' ny fisoratana ny zanakovavy
Root  4  soratra

Anagrams  5  fisoratana, nasafotray

Updated on 2025/01/21