|
|
|
|

Entry1  soratononina
Elementary words  2  soratra, tononina
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fanazarana na fampiasana any an-tsekoly, hianarana ny fanoratana ny teny araka ny fanao na ny fitsipi-panoratana; teny tononin' ny hafa ka soratan' ny hafa
Explanations in French  5  [1.13] dictée
Examples  6  Ary dia isan-kariva, tamin' ny tsy fianaranay teny anglisy, tonga tany amiko izy nanazatra ahy nitendry masinina, na nampanao ahy soratononina an-tsorapohy. [2.4#]

Anagrams  7 

Updated on 2025/01/21