Entry | 1 tononina |
Root | 2 tonona |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Ambara amin' ny feo: Tsy hain' io zaza io tononina ny teny hoe tsangambava 5 Lazaina: Notononiny ny anaran-drainy [1.1] |
Explanations in English |
6 to be pronounced [1.7] |
Explanations in French |
7 qu'on prononce [1.8, 1.5] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Anagrams | 14 anontony, antonony, itononan, natonony, nionotan, nitonoan, nitonona, nonatoin, nonotany, notonina, onontany, tononina |
Updated on 2023/08/21 |