Entry (1/5) | 1 soratra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Marimarika isan-karazany azo vakina: Saro-bakina ny soratr' ity zaza ity Filazana an-tsoratra: Misy soratra milaza hoe tsy azo aleha ao |
Explanations in French |
4 [1.3#632] écriture, dessins quelconques, lignes, traits, figures, marque, peinture 5 [1.196] pour les plantes : marques diverses qu'elles peuvent porter |
Examples |
6 [2.472] Betsaka ny soratra mitahiry sy mitantara fahorian' olombelona. 7 [2.48] Izany tantara izany dia voa soratra amy ny teni-gasy; |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Anthroponyms |
|
Toponyms |
|
Titles |
Proverbs | 70 Proverbs containing the word soratra |
Entry (2/5) | 71 soratra |
Part of speech | 72 noun |
Explanations in Malagasy |
73 [1.1] Dihy miara-be fanao taloha raha misy hasoavana malaza |
Entry (3/5) | 74 soratra |
Part of speech | 75 noun |
Explanations in Malagasy |
76 [1.78] [Sihanaka]
tromba na aretina vokatry ny tromba mbola tsy tafavoaka |
Vocabulary |
77 Health |
Entry (4/5) | 78 soratra |
Part of speech | 79 noun |
Explanations in French |
80 [1.196] Nom donné aux plantes dont les feuilles ont des nervures bien dessinées ; surtout : Strychnos diplotricha Leeuwenb. (Loganiaceae). |
Vocabulary |
81 Botany |
Scientific name |
|
Entry (5/5) | 83 Soratra |
Part of speech | 84 name (anthroponym) [Full list] |
Examples |
85 [2.48#207] Ary milalao i soratra sy Matsatso |
Vocabulary |
86 Religions, Beliefs |
Other spellings | 87 rasoratra |
Tables and plates |
88 The ancient idols |
Anagrams | 89 asoratr, sarotra, Soratra, soratra, tsarôra |
Updated on 2025/04/19 |
![]() |