Entry | 1 manoratra |
Root | 2 soratra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Manao soratra: Mahay mamaky fa tsy mahay manoratra i Bakoly mandatsaka an-tsoratra: Iza no nanoratra ny anaranao tao amin' ny rejisitra? Mandefa taratasy: Nanoratra tamin' ny ankizy any Toamasina sy Mojanga aho Mamorona: i Rodlish no nanoratra ny "Sangy mahery" |
Morphology |
|
Compound words |
|
Updated on 2024/12/11 |