|
|
|
|

Entry1  soratana
Root  2  soratra
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] atao an-tsoratra: Soratany isan' androny laniny
ampandrenesina amin' ny taratasy: hosoratako aminy io vaovao io
foronina: Tamin' ny taona inona no nosoratan-dRabearivelo ny tononkalo hoe "Fasana faharoa" ?
Explanations in French  5  [1.3#632] qu’on écrit, inscrit, sur quoi on met des dessins, des marques, des lignes qu’on peint
Examples  6  Rehefa mamokatra taona vitsivitsy izany, dia azon' ilay nanao angatahina ho azy, ary dia soratana amin' ny kadasitra amin' ny anarany. [2.472]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Anagrams  11 

Updated on 2025/01/21