Entry | 1 soratana |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] atao an-tsoratra: Soratany isan' androny laniny ampandrenesina amin' ny taratasy: hosoratako aminy io vaovao io foronina: Tamin' ny taona inona no nosoratan-dRabearivelo ny tononkalo hoe "Fasana faharoa" ? |
Explanations in French |
4 [1.3#632] qu’on écrit, inscrit, sur quoi on met des dessins, des marques, des lignes qu’on peint |
Examples |
5 [2.472] Rehefa mamokatra taona vitsivitsy izany, dia azon' ilay nanao angatahina ho azy, ary dia soratana amin' ny kadasitra amin' ny anarany. |
Root | 6 soratra |
Morphology |
|
Anagrams | 11 anatsora, asantaro, asatrona, soratana, tsaroana |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |