Entry | 1 mpanoratra (soratra) |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Lehilahy na vehivavy manoratra boky, ka izany no saika antom-pivelomany [1.1] |
Explanations in English |
4 Writer [1.17] |
Explanations in French |
5 écrivain, dessinateur [1.3] |
Examples |
6 Nony vita ny mpanoratra, dia nanorina ny fivavahana [2.48] 7 Fa ny anaranareo no hamarana ny tonom-bavako raha hitelina ny ranomasina, ka ho tanteraka ny tenin' ilay mpanoratra malaza hoe: [2.471] |
Morphology |
|
Tables and plates |
9 Pseudonyms of Malagasy writers |
Updated on 2023/01/20 |