Entry | 1 mpanoratra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Lehilahy na vehivavy manoratra boky, ka izany no saika antom-pivelomany |
Explanations in English |
4 [1.17] writer |
Explanations in French |
5 [1.3] écrivain, dessinateur |
Examples |
6 [2.48] Nony vita ny mpanoratra, dia nanorina ny fivavahana 7 [2.471] Fa ny anaranareo no hamarana ny tonom-bavako raha hitelina ny ranomasina, ka ho tanteraka ny tenin' ilay mpanoratra malaza hoe: |
Root | 8 soratra |
Morphology |
|
Tables and plates |
10 Pseudonyms of Malagasy writers |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |