Entry | 1 haisoratra |
Elementary words | 2 hay, soratra |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fahaizana mandinika ny soratra, fahalalana momba ny soratra: Hivoaka atsy ho atsy ny tantaran' ny haisoratra malagasy [1.1] |
Explanations in English |
5 prose [1.7] |
Explanations in French |
6 prose [1.8] 7 littérature [1.5#132] |
Examples |
8 Tantaran ny haisoratra malagasy, Fizarana I. [2.285] 9 Raha fintinina izany, dia azo lazaina fa tsy mitovy velively ny lanjan'ny fanabeazan'ny harivolana eo amin'ny fiarahamonina miaina amin'ny teny, sy ny an'ny haisoratra ao amin'ny fiarahamonina fehezin'ny soratra. [2.606] |
Vocabulary |
10 Literature: (in general) |
Compound words |
|
Anagrams | 12 haisoratra, hasoratray |
Updated on 2023/05/23 |