|
|
|
|

Entry1  haisoratra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fahaizana mandinika ny soratra, fahalalana momba ny soratra: Hivoaka atsy ho atsy ny tantaran' ny haisoratra malagasy
Explanations in English  4  [1.7] prose
Explanations in French  5  [1.8] prose
6  [1.5#132] littérature
Examples  7  [2.285] Tantaran ny haisoratra malagasy, Fizarana I.
8  [2.606] Raha fintinina izany, dia azo lazaina fa tsy mitovy velively ny lanjan'ny fanabeazan'ny harivolana eo amin'ny fiarahamonina miaina amin'ny teny, sy ny an'ny haisoratra ao amin'ny fiarahamonina fehezin'ny soratra.
Vocabulary  9  Literature: (in general)
Elementary words  10  hay, soratra
Compound words 

Anagrams  12  haisoratra, hasoratray

Updated on 2025/01/21